Mage 4 tao Mahamasina

Feno tanteraka ny Lapan’ny Fantanjahan-tena. Afa-po ny mpankafy. Avo lenta ny fampisehoana, voky ny maso, feno ny fo, farimparina ny feo ho an’izay nampiara-peo. Niakatra lenta iray indray ny tontolon’ny seho sy fampirantiana hiaka farany eto Madagasikara.

Nahafa-po ny hetsika. Mankasitraka ny Mass’in sy Ivenco.

 

 

Merci ! Partagez votre avis !
Votre impression sur cet article ?
40%
J'adore
60%
WOW !
0%
Haha
0%
Je n'aime pas
0%
C'est triste