Omby maty

Maro be tokoa isika no naneho hevitra mikasika ny fahafatesana ombivavy be ronono tany Antsirabe iny.
Niparitaka tao amin’ny Facebook ny sary, araka ny fampitam-baovao an’i Patrick Raharimanana (Gasy Patriote.com)

Hafatry Marc Tatandraza

Azonao henoina ato anatin’ity vidéo ity ny hafatra avy amin’i Marc Tatandraza. Vidéo mampiseho vahaolana goavana avy amin’i Marc Tatandraza ity atolotra anao ity. Vinavinan’asa faha roa ambin’ny folo, amin’ny tetikasa Fanjakam-pisorona hono.

Ahoana ny hevitrao amin’izany ?


Merci ! Partagez votre avis !
Votre impression sur cet article ?
0%
J'adore
8%
WOW !
23%
Haha
15%
Je n'aime pas
54%
C'est triste