Efa mananika ny 1 millions de vues mahery ity clip an’i Mr Saïda ity ary andro vitsivitsy no isaina dia feno herintaona ny namoahana azy tao ao amin’ny Youtube. (mars 2017)

i Jahmiel kosa dia mpanakanto Jamaikana, miangaly ny gadona reggae. Mbola vao 25 taona monja izy. Ary ny volana septambra 2017 no namoaka ity clip ity.


Asa na fifandrifiana fa misy itovizana betsaka amin’ny hira navoakan’i Mr Saïda ity izy. Efa hiditra ny 8 millions de vue kosa ilay clip ao amin’ny Youtube.

Nanao copie-coller ary ve i Jahmiel sa efa nisy fifanarahana natao teo anivon’ny roa tonta ?

Merci ! Partagez votre avis !
Votre impression sur cet article ?
13%
J'adore
63%
WOW !
13%
Haha
0%
Je n'aime pas
13%
C'est triste