Marc Tatandraza

Nisesisesy ny vidéo nalefan’i Marc Tatandraza naparitaka tao amin’ny Facebook. Manomana izany Fanjakam-pisorona izany ny tenany amin’io fifidianana Filoham-pirenena 2018 io. Marihina fa ity tetikasa Fanjakam-pisorona ity dia efa nahindrahindra taona maro lasa izay, avy amin’ny vondron’olona hafa. Misy ifandraisany amin’i Marc Tatandraza ve io vondron’olona io ankehitriny sa fifandrifian-javatra fotsiny ihany ?



Copier coller

Etsy an-daniny mantsy dia nanao filazana ampehibemaso i Apostoly Tsaratsara ary voakiana mafy i Marc Tatandraza. Ambaran’i Apostoly Tsaratsara fa mpanao copier coller i Marc Tatandraza !



Raha eto Madagasikara, iza ihany no tena tokony hinoana ireto Pasitera tampoka, Mpaminany, Apostoly sy ny forongony ireto ?

Merci ! Partagez votre avis !
Votre impression sur cet article ?
15%
J'adore
15%
WOW !
31%
Haha
31%
Je n'aime pas
8%
C'est triste