Rah-Ckiky, mpanakanto

Rah Ckiky

Rah Ckiky

Niharan’ny daroka sy famonoana i Rah-Ckiky. Nisy nanafika tao amin’ny trano fonenany ny alahady 1 oktobra tokony tamin’ny 3 ora maraina. Olona telolahy no nanafika azy, ny iray efa tafiditra ao an-trano ary mbola nisy roa hafa teny ivelany. Norasarasain-dry zareo tamin’ny antsy ny tenany ary ny lamosina sy ny hatoka no tena voa mafy tamin’izany. Efa mihatsara ny fahasalamany ankehitriny.

Misy olona ahiahiany manokana ho nahavanona izao habibiana izao.


Merci ! Partagez votre avis !
Votre impression sur cet article ?
0%
J'adore
25%
WOW !
0%
Haha
0%
Je n'aime pas
75%
C'est triste