Aseho anao ireto ny endrika vaovao rehefa vita ny fanamboarana ny seranam-piaramanidina (aéroport) eny Ivato.

1,75 Ha eo ny velarany, ary afaka mandray olona miisa 1,5 tapitrisa isan-taona.

Indreto misy sary aroso anao. Ekena, ny infrastructure ho vita ihany sady manara-penitra, fa mba ahoana kosa ny amin’ireo mpisava entana sy douaniers mampitaraina ny vahiny sy ny mpizaha tany ?


Visuels © Bouygues Construction / JC Dubois

1

 

Merci ! Partagez votre avis !
Votre impression sur cet article ?
50%
J'adore
50%
WOW !
0%
Haha
0%
Je n'aime pas
0%
C'est triste