Miss Jeunesse World

Tovovavy tokana no hisolo tena an’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena dia ny Miss Jeunesse World izay ahitana an’ireto firenena fito ireto : France, Etats-Unis, Monaco, Suisse, Belgique, Luxembourg ary Madagascar.

Miisa 500 ireo tovovavy nisoratra anarana ny 10 jolay lasa teo. Ankehitriny dia tovovavy 26 sady manja no miketrika, sady taviny no volony, no voafantina hanohy ny fifaninanana.


Miss Jeunesse Madagascar 2017

Miss Jeunesse Madagascar : n°23 Daniella RAZAFIMAHALEO

Les Couronnées

Prix du sourire : n°22 Sandy RAKOTOZAFY
1ère Dauphine : n°25 Vony Harilala RANDRIANARIMANANA
2ème Dauphine : n°7 Harena RANDRIARIMALALA
Prix du Jury : n°16 Liantsoa ANDRIAMISAMALALA

Vakio koa : Miss Jeunesse Madagascar. Iray amin’ireto tovovavy 26 ireto no hisolo tena antsika any ampita


Crédit Photos : © Miss Jeunesse Madagascar, © TR Photography


Cliquer sur la photo pour l’agrandir

Daniella, Miss Jeunesse Madagascar

Daniella, Miss Jeunesse Madagascar

 

Miss Jeunesse Madagascar

Harena, Sandy,  Vony, Liantsoa

Cliquer sur la photo pour l’agrandir


Daniella Razafimahaleo

Daniella Razafimahaleo

 

Daniella Razafimahaleo

Daniella Razafimahaleo, Miss Jeunesse Madagascar

Photos de la cérémonie >

Merci ! Partagez votre avis !
Votre impression sur cet article ?
71%
J'adore
17%
WOW !
6%
Haha
2%
Je n'aime pas
4%
C'est triste