Tsy mila batterie ity finday ity. Ny hazavana sy ny onde manodidina dia efa ampy hampandeha azy. Ny Profesora Shyam Gollakota ao amin’ny Universite-n’i Washington no nitarika ny mpikaroka nanatontosa ity vokatra mahagaga ity.

Ny fampihenana ny angovo miasa ao amin’ilay finday no tena nimasoan’izy ireo. Marihina fa tsy mbola misy écran ity andrana navoakany ity.

Mety hahaliana anao ve ny hanjifa izany rehefa tonga eto amintsika ?

Merci ! Partagez votre avis !
Votre impression sur cet article ?
50%
J'adore
0%
WOW !
0%
Haha
50%
Je n'aime pas
0%
C'est triste