Efa an-tapitrisa ny olona gaga amin’ity sary ity eraky ny internet. Naka sary selfie ireto mpifankatia, ary mba te hampiasa ny mode Panorama ao amin’ilay finday izireo mba azahoana sary misy fond mivelatra kokoa.

Raha te hahazo sary tsara amin’izany mantsy dia tokony tsy hihetsiketsika, fa ny finday no ahodina eo aloha manodidina. Teo indrindra anefa no nihevina tampoka ilay zazavavy. Ka toy izao ny sary azo :

Tsy misy montage akory io an !

Selfie mahagaga

Merci ! Partagez votre avis !
Votre impression sur cet article ?
12%
J'adore
31%
WOW !
45%
Haha
6%
Je n'aime pas
6%
C'est triste